FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Tokantrano sy Fitaizana

Malagasy
Tokantrano sy Fitaizana
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1011205/univ/art/1011205_univ_sqr_xl.jpg

Tokantrano sy Fitaizana

Manatsara ny fifandraisan’ny mpivady sy manoro hevitra momba ny fitaizan-janaka ny Baiboly, ilay boky ho an’ny olona rehetra. a

a Novana ny anaran’ny olona sasany voatonona ato amin’ity fizarana ity.

NY TILIKAMBO FIAMBENANA

Sarotra ny Taona Voalohany Amin’ny Fanambadiana

Mpivady vao ve ianareo? Afaka manampy anareo mivady hanamafy orina ny tokantranonareo ny Baiboly.

NY TILIKAMBO FIAMBENANA

Sarotra ny Taona Voalohany Amin’ny Fanambadiana

Mpivady vao ve ianareo? Afaka manampy anareo mivady hanamafy orina ny tokantranonareo ny Baiboly.

Fitaizana Ankizy

Zavatra Misy

Tianao ho Sambatra ve ny Fianakavianao?

Ho sambatra ianareo mivady sy ny fianakavianareo raha mampihatra ny toro lalan’ny Baiboly.