Malagasy
Vaovao
/assets/ct/79e1b14fff/images/syn_placeholder_sqr.png

Vaovao

 

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2026) #6

Ho hitanao ato amin’ity vaovao farany ity ny fanitsiana momba ny fiheverantsika ny taharo fototry ny ra. Misy “Fanontanian’ny Mpamaky” sy tabilao mifandray amin’ity video ity koa avoaka, fa mbola amin’ny teny anglisy ihany aloha. Hivoaka tsy ho ela amin’ny fiteny hafa ireo rehetra ireo.

2026-07-31

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2026) #5

Resahina ato amin’ity vaovao farany ity hoe nahoana no tena ilaina ny misakafo ara-panahy isan’andro. Misy zavatra vaovao mifandray amin’ny fanompoana koa resahina ato.

Vavolombelon’i Jehovah Gadraina Noho ny Finoany any Amin’ny Tany Samihafa

Resahina ato ny tany misy Vavolombelon’i Jehovah migadra noho izy ireo nampihatra ny zony sy ny zavatra inoany. Mijaly be ny sasany amin’izy ireny.