Vaovao Iraisam-pirenena
Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2026) #3
Ho hitanao ato amin’ity vaovao farany ity ny zavatra niaretan’ny rahalahy sy anabavintsika any Rosia, nandritra an’izay sivy taona nandrarana ny asantsika tany izay. Ampandrenesina ao koa ny fivoahan’ny Fizarana 4, 5, ary 6 amin’ilay video hoe Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy.
Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2026) #2
Hazavaina kokoa ato amin’ity vaovao farany ity hoe ahoana no azon’ny Kristianina ampiasana ny rany rehefa hotsaboina izy na rehefa hodidiana.
Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2026) #1
Ho hitanao ato ny toromarika vaovao momba ny fomba ampiasana an’ilay boky hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, rehefa mampianatra Baiboly.
Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2025) #8
Ho hitanao ato amin’ity vaovao farany ity hoe inona ny soa noraisin’ny mpiara-manompo avy amin’ilay video hoe Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy.
Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2025) #7
Ho hitanao ato izay nisongadina tamin’ny Tatitra Momba ny Taom-panompoana 2025. Ho hitantsika koa hoe notahin’i Jehovah ny asa mafy nataontsika maneran-tany.

