Andian-dahatsoratra
Jereo ato ny lahatsoratra momba ny foto-kevitra samihafa, ohatra hoe ny Baiboly, ny torohevitra mahasoa ao anatiny, na izay ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah. Mifidiana fiteny mba hahitana ny andian-dahatsoratra misy amin’ilay fiteny.
FOTO-KEVITRA HAFA
Vitan’ny Fikambanana Noforonin’ny Olombelona ve ny Hampisy Filaminana Eran-tany?
Mahavita mampilamindamina korontana ihany ny fikambanan’olombelona. Miatrika olana lehibe koa anefa ry zareo. Ahoana àry no hisian’ny tena filaminana eran-tany?