Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah: Kilalao

Ampiasao ireto kilalao ireto, dia avereno lalaovina miaraka amin’ny zanakareo izay tantara ao amin’ilay hoe Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah. Makà lesona avy amin’ilay izy.

Elia

Naman’i Jehovah i Elia. Inona no azonao ianarana avy aminy?

Mefiboseta

Inona no hanampy ho faly foana hoatran’i Mefiboseta, na dia misy tsy rariny mahazo anao aza?

Josefa

Inona no azonao ianarana avy amin’ilay naman’i Jehovah antsoina hoe Josefa?

Josoa sy Kaleba

Inona no azonao ianarana avy amin’ireto naman’i Jehovah ireto: Josoa sy Kaleba?

Abigaila

Inona no azonao ianarana avy amin’ilay naman’i Jehovah antsoina hoe Abigaila?

Debora

Inona no azonao ianarana avy amin’ilay naman’i Jehovah antsoina hoe Debora?

Abela

Inona no azonao ianarana avy amin’ilay naman’i Jehovah antsoina hoe Abela?

Jeremia

Naman’i Jehovah i Jeremia. Inona no azonao ianarana avy aminy?

Hanania sy Misaela ary Azaria

Inona no azonao ianarana avy amin’ireto naman’i Jehovah ireto: Hanania sy Misaela ary Azaria?

Miala tsiny fa tsy misy teny mifanitsy amin’io nofidinao io.