Ataovy Namanao i Jehovah​—Kilalao

Ireto misy kilalao maromaro azonao sy zanakao iarahana milalao.

Inona io Boky Vakin’i Kaleba Io?

Jereo ilay video hoe ‘Ratsy ny Mangalatra.’ Ataovy pirinty avy eo ity kilalao ity dia lokoy ilay sary.

Mahasambatra ny Manome: Feon-kira sy Tonony

Ianaro ny tonon’ity hira ity. Jereo ilay video dia miaraha mihira amin-dry zareo.

Anamboary Aotomobilina Kely i Kaleba

Ataovy pirinty, hetezo, ary akambano ilay aotomobilina kelin’i Kaleba.

Ianaro Tsianjery ny Salamo 83:18

Nahoana i Jehovah no antsoina hoe “Avo Indrindra ambonin’ny tany manontolo”?

Inona no Hataonao?

Jereo ilay video hoe ‘Mahaiza Mamela Heloka.’ Ataovy pirinty izay sary marina ary lokoy.

Ianaro Tsianjery ny Salamo 133:1

Tahin’i Jehovah isika rehefa miara-mivory, ka mihavana tsara sy miray saina.

Fikaliana Pejy

Azonao ampiasaina mba hitadidiana pejy manokana.

Inona no Tsy Itovizan’ireo?: Kilalao Momba ny Fivoriambe

Inona no tsy mampitovy an’ireo sary ireo? Inona no hanampy anao hifantoka rehefa any am-pivoriana?

Nitsidika Betela Izahay

Ataovy ilay hira momba ny Betela, izay tranon’Andriamanitra!

Ahoana no Anampian’i Jehovah Anao ho Sahy Hitory?

Hanampy anao ho sahy hitory toa an’ilay ankizivavikely israelita i Jehovah.

Ampitahao ny Fiainana Amin’izao sy Amin’ny Hoavy

Inona ny fampanantenan’ny Baiboly ho tanteraka ao amin’ny Paradisa?

Afaka Manomana Valin-teny ve Ianao?

Inona no nanampy an’i Kaleba hahatadidy ny valin-teniny?

Aza Hadinoina Ireo Mpanompo Manontolo Andro

Afaka manao fandaharana hiara-manompo amin’ny mpanompo manontolo andro ve ianao?

Nahoana Ianao no Tokony Hihaino Tsara any Am-pivoriana?

Jereo izay sary mifanitsy amin’ny andinin-teny tsirairay. Tianao ve ny hazoto hianatra momba an’Andriamanitra, hoatran’ny nataon’i Jesosy?

Inona no Azonao Resahina Amin’ny Vavaka Androany?

Soraty na ataovy sary izay zavatra tianao horesahina amin’ny vavaka.

Hajao ny Zokiolona: Hira sy Tonony

Ataovy ity hira ity, dia ho tianao kokoa ireo namanao efa be taona.

Mandeha Tsara ve ny Fitaovana Fanairanao?

Inona no azon’ny ray aman-dreny atao mba hiarovana ny zanany?

Manaja ny Tranon’i Jehovah ve Ianao?

Iza amin’ireo sary ireo no mampiseho ankizy hendry tsara rehefa any am-pivoriana

Ataovy Tsianjery ny Boky ao amin’ny Baiboly (Fizarana 1)

Ampiasao ireto karatra ireto, mba hitadidianao ny anaran’ny boky ao amin’ny Soratra Hebreo, manomboka amin’ny Genesisy ka hatramin’ny Isaia.

Ataovy Tsianjery ny Boky ao Amin’ny Baiboly (Fizarana 2)

Ampiasao ireto karatra ireto dia ho hainao tsianjery ny Jeremia ka hatramin’ny Malakia, ao amin’ny Baiboly.

Hoatran’ny Manohy Tetezana Tapaka Ianao Rehefa Milaza ny Marina

Tena ho namana tsara ny olona iray raha tsy mandainga.

Ataovy Tsianjery ny Boky ao Amin’ny Baiboly (Fizarana 3)

Ampiasao ireto karatra ireto dia ho hainao tsianjery ny Matio ka hatramin’ny Apokalypsy, ao amin’ny Baiboly.

Lehilahy sy Vehivavy no Nataon’i Jehovah ho Mpivady

Iza avy ny mpivady fantatrao ao amin’ny Baiboly?

Andao Hihira ho An’i Jehovah!

Amboary ilay sary apetaka ary avy eo hirao ilay hira hoe “Jehovah no Anaranao”, dia ianaro tsianjery.

Ny Anaran’i Jehovah

Miseho impiry ny anaran’Andriamanitra ao amin’ny Baiboly?

Tena Mahay Mamorona i Jehovah

Inona avy ny zavatra noforonin’i Jehovah hitanao eo amin’io sary io?

Mitoria Amin’ny Karazan’olona Rehetra

Iza avy no tokony hitoriana momba ilay Fanjakana?

Miezaha Hinamana Amin’ny Olona Tia An’i Jehovah

Nahoana no tsara ny minamana amin’ny be taona?

Vonona Aho!

Mbola betsaka ny asa tokony hatao mba hanampiana ny hafa hahalala an’i Jehovah. Inona àry no azonao atao?

Ny Vidim-panavotana

Nahoana isika no mila ny vidim-panavotana?

Ny Tantaran’i Jesosy

Vakio ireo andinin-teny ao amin’ny Baiboly, dia jereo ny sary mifanitsy aminy, ary soraty eo akaikiny eo ilay andinin-teny.

Raiso ao Am-ponao ny Fahamarinana

Inona avy no tokony hataonao, raha tianao ny handray am-po ny fahamarinana?

Ny Lalan’ny Fitiavana

Tia olona i Jesosy. Inona no tokony hataontsika, raha te hanao hoatran’azy isika?

Inona no Hataonao any Amin’ny Paradisa?

Inona no tena tianao hatao rehefa any amin’ny Paradisa?

Aza Kivy Raha Misy Mampijaly Anao

Inona no tokony hataontsika raha misy mampijaly antsika?

Tiavo ny Tranon’i Jehovah

Ataovy izay azonao atao mba hadio foana ny tranon’Andriamanitra.

Ampifalio ny Fon’i Jehovah

Mampifaly an’Andriamanitra isika raha hendry sy mahay manapa-kevitra tsara.

I Jehovah no Namana Tiako Indrindra

Noforonin’Andriamanitra ho antsika ny zavamaniry sy ny biby satria Namantsika izy.

Andao Hifamela

Inona no hanampy anao hamela heloka?

“Sitrako Tokoa”

Tia manampy olona i Jesosy. Ahoana no azonao anahafana azy?

Ampio ny Hafa

Afaka manampy olona ianao, hoatran’ny nataon’i Jesosy tamin’ilay boka.

Ampiasao Tsara ny Fotoana

Hanampy anao hahay hampiasa tsara ny fotoana ny Efesianina 5:15, 16.

Mahatalanjona ny Asan’Andriamanitra

Tonòny daholo ny anaran’izay biby fantatrao.

Fianakaviako Ireo!

Tianao ho fantatra ve ny momba ny fianakavianao?

Izay Tiana no Anarina

Tokony ho tezitra ve ianao rehefa anarina?

Hoatran’ny Ahoana Moa?

Hoatran’ny ahoana izany mazoto mitory izany?

Misaotra Anao

Manampy antsika ho tena tia an’i Jehovah ny tena namana.

Miezaha Hahafoy Tena

Nahoana no mahafaly ny manampy olona?

Tadiavo Ireo Zanaky ny Fiadanana

Mitory maneran-tany ny rahalahy sy anabavintsika.

Tsy Hivadika Aho

Tian’i Jehovah izay olona tsy mivadika.

Tiavo ny Namanao

Ahoana no azon’i Sofia ampisehoana hoe be fitiavana sy tsara fanahy izy?

Nomenao Anay Ilay Zanaka Malalanao

Inona no nataon’i Jehovah mba hampisehoany hoe izy no tia antsika voalohany?

Aza Kivy fa Tahafo i Noa

Inona no azonao atao raha tsy te ho kivy ianao fa hahavita hiaritra hoatran’i Noa?

Aoka Isika ho Tia Mandray Vahiny

Lasa mifandray akaiky amin’ny hafa sy faly isika rehefa mandray vahiny.

Be Herim-po i Estera

Jereo ato hoe inona no azonao atao mba ho be herim-po hoatran’i Estera.

Andao Hifankatia

Inona no azontsika atao mba hampisehoana hoe tena tia hoatran’i Jehovah?

Mamela Heloka i Jehovah

Vonona hamela heloka foana i Jehovah.

Mety ve ny Manao Aniversera?

Jereo hoe nahoana isika no tsy manao aniversera.

Midera An’i Jehovah ny Zavaboary

Be dia be ny azontsika ianarana avy amin’ny zavatra noforonin’i Jehovah.

Fantatrao ve Ireo Apostoly Roa Ambin’ny Folo?

Andao mba ezahina hotadidina ny anaran’ireo apostoly 12.

Nanetry Tena sy Vonona Hankatò i Maria

Afaka ny tsy hivadika amin’i Jehovah hoatran’i Maria koa isika na inona na inona mitranga amintsika.

Mamaly Vavaka ve i Jehovah?

Indraindray tena tsy ampoizina mihitsy ny fomba amalian’i Jehovah vavaka.

Mivavaha Isan’andro

Mila manokana fotoana ianao raha te ho naman’i Jehovah, kanefa tsy ho very maina izany ezaka ataonao izany!

Ry Sombin’ny Aiko

Sarobidy be amin’i Jehovah ny ankizy.

Aza Mora Kivy fa Mitoria Foana

Tsy kivy hoatran’i Jesosy i Sofia sy Kaleba fa nitory foana, dia afaka ny hoatr’izany koa ianao.

Izay Natao Azy Ireo dia Natao Ahy

Faly ny vahoakan’i Jehovah manampy ny voahosotra amin’ny fomba isan-karazany

Miomàna Tsara Aloha dia Hendre Tsara Koa!

Inona no tokony hatao rehefa hitory?

Ilay Zandrikelinay Iray

Tena ilaina ny hoe tsara fanahy amin’ny zandry!

Tsy Maintsy Mankatò An’Andriamanitra ve Isika Nefa Izy Tsy Hitantsika?

Diniho ny zavatra tsara tarehy nataon’Andriamanitra, amin’izay tadidinao hoe tena misy izy na dia tsy hitantsika aza.

Ataovy Namanao i Jehovah: Hira Famantarana

Tadidinao ve ny zavatra sasany nianaran’i Sofia sy Kaleba?

Tadiavo Izay Mendrika

Tsy very maina ny ezaka ataontsika hitadiavana olona mendrika!

Jehovah, dia Izaho sy Neny

Jereo ato hoe inona no azon’ny ankizy atao mba hampisehoana hoe tiany sy hankasitrahany ny zavatra rehetra ataon’ny mamany.

Vehivavy Manam-pinoana sy Tsy Mivadika

Ianaro ny nataon’ny vehivavy tsy mivadika sasany ao amin’ny Baiboly!

Nanokan-tena ho An’i Jehovah

Ny olona manokan-tena ho an’i Jehovah no sambatra indrindra!

Olona Hoatran’ny Ahoana no Tokony Hataoko Namana?

Olona hanampy anao ho naman’i Jehovah hatao namana, hoatran’ny nataon’i Marta sy Sofia.

Te ho Lasa Mpitory ve Ianao?

Tena tanjona tsara be ilay hoe te ho lasa mpitory!

Efa Tsy Andriko Izany ny Fivoriambe!

Te ho vonona hanatrika ny fivoriambe ve ianao? Ampiasao ilay lisitra omena ato fa hanampy anao ilay izy.

Te Hatao Batisa ve Ianao?

Jereo ato hoe inona avy no tokony hataon’ny olona iray vao azo atao batisa izy, dia ampio ny zanakao hanatratra ny tanjony eo amin’ny fanompoana an’i Jehovah.

Tena Tian’i Jehovah Ianao!

Nianaran’i Zo hoe tena tian’i Jehovah izy sady tsy foiny raha miezaka manao hoatran’i Jesosy. Ary ianao?

Hihazakazaka ho any Amin’i Jehovah Aho

Afaka manampy anao mba tsy halahelo be i Jehovah, rehefa mihazakazaka mankany aminy ianao.

Raintsika i Jehovah

Tian’i Jehovah hoe hoatran’ny Ray ny fahitantsika azy.

Andriamanitra no Mampitombo

Andao hojerentsika hoe ahoana no mahatonga ny fahamarinana hitombo ao am-pontsika!