Ataovy Namanao i Jehovah: Sary
Alaivo dia ataovy pirinty izay sary tianao indrindra!
Sary: Inona no Tena Manaporofo hoe Tia Antsika i Jehovah?
Ataovy pirinty ity sary ity, dia ampiaraho amin’izay efa nangoninao.
Sary: Tena Tian’i Jehovah Ianao!
Ataovy pirinty ity sary ity, dia angony ao aminao.
Sary: Olona Hoatran’ny Ahoana no Tokony Hataoko Namana?
Ataovy pirinty ity sary tamin’ny video ity dia angony ao aminao.
Sary: Ampifalio ny Fon’i Jehovah
Alaivo dia ataovy pirinty ity sary ity, dia ataovy any amin’izay efa voangonao.
Sary: Mba Valian’i Jehovah ve ny Vavaka Ataoko?
Alaivo dia ataovy pirinty ity sary ity dia ampirimo any amin’izay efa voangonao.
Sary: Hanampy Anao ho Sahy Hitory i Jehovah
Alaivo dia ataovy pirinty ity sary ity, amin’izay tadidinao foana hoe hanampy anao ho sahy hitory i Jehovah.
Sary: Mamela Heloka i Jehovah
Mampahatsiahy antsika ilay sary ato hoe avelan’i Jehovah ny heloky ny mpanompony manao fahadisoana. Azonao alaina sy atao pirinty ilay izy.
Miala tsiny fa tsy misy teny mifanitsy amin’io nofidinao io.