Finoana An’Andriamanitra
Misy vokany be eo amin’ny fiainan’ny olona iray ny hoe manam-pinoana izy. Mahatonga azy hilamin-tsaina izany dieny izao ary azony antoka ny hoavy. Afaka manampy anao ny Baiboly na mbola tsy nino an’Andriamanitra mihitsy ianao, na lasa tsy mino azy, na tianao hohatanjahina ny finoanao.
NY TILIKAMBO FIAMBENANA
Tafavoaka Ihany i Maria na Mafy Aza ny Nanjo Azy
Tahafo i Maria, renin’i Jesosy, dia ho tafavoaka koa ianao rehefa toy ny “voatrobaky ny sabatra” noho ny alahelo.
NY TILIKAMBO FIAMBENANA
Tafavoaka Ihany i Maria na Mafy Aza ny Nanjo Azy
Tahafo i Maria, renin’i Jesosy, dia ho tafavoaka koa ianao rehefa toy ny “voatrobaky ny sabatra” noho ny alahelo.
Fiezahana Hanam-pinoana
Vavaka
Famakiana sy Fianarana Baiboly
Fananana Toetra Tsara
Tahafo ny Finoan’izy Ireo: Tantaran’ireo Olona Resahin’ny Baiboly
Zavatra Misy
Ho Sambatra Ianao Raha Manana ny Tena Finoana
Resahina ato hoe afaka ny ho sambatra ny karazan’olona rehetra, raha manana ny tena finoana.