Malagasy
Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1011537/univ/art/1011537_univ_sqr_xl.jpg

Topy Maso—Eran-tany

  • 241—Tany misy Vavolombelon’i Jehovah

  • 9 205 326—Vavolombelon’i Jehovah

  • 7 603 182—Fampianarana Baiboly maimaim-poana any an-trano

  • 20 635 015—Mpanatrika ny Fahatsiarovana ny nahafatesan’i Kristy

  • 119 652—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah

 

Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Ahitana anay na aiza na aiza eran-tany, ary avy amin’ny foko sy kolontsaina isan-karazany izahay. Mitory angamba no tena ahafantaranao anay. Manao zavatra hafa koa anefa izahay mba hanampiana olona.

Jereo Koa

BOKY

Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2025

Ho hitanao ato ny tatitra momba ny asa fitoriana nataon’ny Vavolombelon’i Jehovah eran-tany, nanomboka tamin’ny Septambra 2024 ka hatramin’ny Aogositra 2025.

NY TILIKAMBO FIAMBENANA

Iza moa ny Vavolombelon’i Jehovah?

Mitovy hevitra amin’ireo olona voalaza ato amin’ity lahatsoratra ity ve ianao?