“Ny Teninao no Fahamarinana”​—Andao Handalina Baiboly!

Tianao ve ny handalina ny boky tsirairay ao amin’ny Baiboly? Hanampy anao amin’izany io boky io. Resahina ao hoe inona no nitranga tamin’ny fotoana nanoratana an’ilay boky ao amin’ny Baiboly. Misy famintinana an’izay voalazan’ilay boky koa ao, ary fanontaniana mampisaintsaina.

Fanampim-panazavana

Vakio ato ny Baiboly

Baiboly marina tsara sady mora azo ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao. Jereo ato ny momba an’io Baiboly io.

Vakio ato ny Baiboly

Baiboly marina tsara sady mora azo ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao. Jereo ato ny momba an’io Baiboly io.

Jereo ny video, hira, lahatsoratra, ary vaovao nampidirina vao haingana.

Inona ny Vaovao?

Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy

Jereo ato ny video mifampitohy momba an’i Jesosy Kristy. Hoatran’ny hoe iainanao mihitsy ny zavatra tantarain’ny Baiboly, rehefa mijery an’ilay video.

Hijery

Hanandrana An’ilay Fianarana

Afaka mianatra Baiboly maimaim-poana miaraka amin’ny mpampianatra iray ianao.

Hangataka Hotsidihina

Azo atao ny mandinika fanontaniana ara-baiboly na manontany mombamomba ny Vavolombelon’i Jehovah.

Hanatrika Fivoriana

Fantaro ny fivorianay. Jereo izay toeram-pivoriana akaiky anao.

Iza moa Izahay Vavolombelon’i Jehovah?

Avy amin’ny firenena sy fiteny an-jatony izahay, nefa tafaray satria mitovy tanjona. Ny tena tanjonay dia ny hanome voninahitra an’i Jehovah, ilay Andriamanitra ao amin’ny Baiboly sady Mpamorona ny zava-drehetra. Miezaka manahaka an’i Jesosy Kristy izahay ary mampirehareha anay ny antsoina hoe Kristianina. Samy manokana fotoana hanampiana ny olona hianatra momba ny Baiboly sy ny Fanjakan’Andriamanitra daholo izahay. Vavolombelon’i Jehovah no iantsoana anay satria miresaka momba an’i Jehovah Andriamanitra sy ny Fanjakany izahay.

Tsidiho ny tranonkalanay ary vakio ato ny Baiboly. Fantaro bebe kokoa izahay sy ny zavatra inoanay.

 

Vavolombelon’i Jehovah roa mitory amin’ny lehilahy iray eny an-tanimbary.