Malagasy
Tsy Hohadinoinay Mihitsy ny Fandraisana Anay Tany Amin’ny Efitrano Fanjakana
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/501000013/univ/art/501000013_univ_sqr_xl.jpg
ijwcl lahatsoratra 30

Tsy Hohadinoinay Mihitsy ny Fandraisana Anay

Tsy Hohadinoinay Mihitsy ny Fandraisana Anay

Efa nisalasala ve ianao ny hanatrika ny fivorian’ny Vavolombelon’i Jehovah, satria manahy hoe ahoana ny mety ho fahitan’ny olona anao rehefa tonga any? Raha izany, dia mety hampahery anao ny tantaram-piainan’i Steve Gerdes.