Malagasy
Hira Natao Hiderana An’i Jehovah
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1011211/univ/wpub/1011211_univ_sqr_xl.jpg

Hira Natao Hiderana An’i Jehovah

Henoy na alaivo ato ny hira natao hiderana an’i Jehovah Andriamanitra. Efa misy daholo na feon’antoko-mpihira na feon-kira tendren’ny orkesitra na mozika fotsiny. Azo jerena ato koa ny tononkira misy naoty.

HIRA

Teny Lazaina Amin’ny Fotoana Mety

Misy vokany be ny teny mampahery lazaintsika.

HIRA

Teny Lazaina Amin’ny Fotoana Mety

Misy vokany be ny teny mampahery lazaintsika.