Fitantarana Momba ny Vavolombelon’i Jehovah

Miezaka mafy ny Vavolombelon’i Jehovah mba hampihatra an’izay voalazan’ny Baiboly, ka hanan-kery eo amin’ny eritreriny sy ny fomba fiteniny ary ny ataony izany. Jereo hoe inona no vokatr’izany teo amin’izy ireo sy ny olona manodidina azy.

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

Nazar Komar: Nitady ny Fianakaviako Aho

Nilaozan’ny ray aman-dreniny i Nazar Komar tamin’izy mbola kely. Nahoana no nampitony sy nampionona azy ny nahafantatra ny anaran’Andriamanitra?

Manova Olona ny Baiboly