Momba Anay
Iza moa ny Vavolombelon’i Jehovah?
Fikambanana ara-pivavahana maneran-tany ny Vavolombelon’i Jehovah. Mivavaka amin’i Jehovah, ilay Andriamanitra Mpamorona sy Mahery Indrindra, izahay. (Salamo 83:18; Apokalypsy 4:11) Kristianina izahay ary mino hoe Mpamonjy antsika i Jesosy Kristy sady Zanak’Andriamanitra. (Jaona 3:16; Asan’ny Apostoly 4:10-12) Izay lazain’ny Baiboly ihany no inoanay. (2 Timoty 3:16) Asainay ianao hijery an’ity tranonkala ity sy hampiasa ny Baibolinao mba hijerena ny zavatra inoanay.
Hahafantatra kokoa momba anay ianao ato amin’ity video ity: Iza moa Izahay Vavolombelon’i Jehovah?
Antontan’isa
-
9 043 460—Vavolombelon’i Jehovah eran-tany
-
118 767—Fiangonana
-
240—Firenena sy faritany
-
7 480 146—Fampianarana Baiboly maimaim-poana isam-bolana
-
21 119 442—Mpanatrika ny Fahatsiarovana ny nahafatesan’i Kristy tamin’ny 2024
Fanontaniana Fametraky ny Olona
Inona ny Zavatra Inoan’ny Vavolombelon’i Jehovah?
Hiresaka fohifohy momba ny zavatra inoan’ny Vavolombelon’i Jehovah io lahatsoratra io.
Nahoana no Misy Fety Tsy Ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah?
Fanontaniana telo lehibe momba ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny fety.
Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Tsy Manao Aniversera?
Jereo ato ny hevitra efatra momba ny aniversera, izay ahitana hoe tsy ankasitrahan’Andriamanitra io fety io.
Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Tsy Manaiky Hampidiran-dra?
Maro ny hevi-diso aelin’ny olona momba ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny fampidiran-dra. Fantaro ny tena marina momba ny zavatra inoanay.
Kristianina ve ny Vavolombelon’i Jehovah?
Jereo hoe nahoana izahay no tsy mitovy amin’ny fivavahana hafa antsoina hoe Kristianina.
Fanontaniana Hafa Fametraky ny Olona
Mbola manana fanontaniana be dia be momba anay ve ianao? Jereo ato ny valiny.
Fianarana Baiboly Maimaim-poana
Ny Tantaranay
Hifandray Aminay
Hangataka Hotsidihina
Azo atao ny mandinika fanontaniana ara-baiboly na manontany mombamomba ny Vavolombelon’i Jehovah.
Hanatrika Fivoriana
Fantaro ny fivorianay. Jereo izay toeram-pivoriana akaiky anao.
Hifandray Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah
Nomerao sy adiresy azo ifandraisana amin’ny Vavolombelon’i Jehovah eran-tany.
Fitsidihana Betela
Jereo izay Betela akaiky azonao tsidihina.
Komity Mifandray Amin’ny Hopitaly (KMH)
Afaka miantso an’io sampan’asa io foana ny dokotera mitsabo Vavolombelon’i Jehovah, na andro na alina.