Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana?
Jereo ity video ity dia ho fantatrao ny valiny.
Mety ho Tianao Koa
FANONTANIANA FAMETRAKY NY OLONA
Maninona no tsy hoe Fiangonana no Iantsoan’ny Vavolombelon’i Jehovah ny Toerana Ivavahan’izy Ireo?
Jereo ato hoe nahoana ny trano fivorian’ny Vavolombelon’i Jehovah no antsoina hoe “Efitrano Fanjakana”?
Fampidiran-dresaka Ampiasaina eny Amin’ny Fanompoana
Iza moa Izahay Vavolombelon’i Jehovah?
Be dia be ny olona te hahalala ny marina momba ny Vavolombelon’i Jehovah. Aleo izahay mihitsy no hilaza aminao ny momba anay.
FANONTANIANA FAMETRAKY NY OLONA
Hoatran’ny Ahoana Ilay hoe Mianatra Baiboly Miaraka Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah?
Afaka mampiasa an’izay fandikan-tenin’ny Baiboly tianao ianao rehefa mianatra Baiboly miaraka amin’ny Vavolombelon’i Jehovah. Azonao asaina koa ny fianakavianao na ny namanao.
FANONTANIANA FAMETRAKY NY OLONA
Avy Aiza ny Vola Ampiasain’ny Vavolombelon’i Jehovah?
Tsy manao hoatran’ny fanaon’ny fivavahana maro izahay.
MANAMPY OLONA
Mahasoa ny Fiaraha-monina ve Ireny Efitrano Fanjakana Ireny?
Jereo ato hoe hoatran’ny ahoana ny fihetseham-pon’ny olona eny amin’ny manodidina, rehefa mahita an’ireny Efitrano Fanjakana ireny.

