Hijery ny anatiny

Hangataka Hotsidihina

Te hahafantatra kokoa ny Baiboly na ny Vavolombelon’i Jehovah ve ianao? Fenoy ny fanazavana eto ambany raha te hangataka hotsidihin’ny Vavolombelon’i Jehovah ianao. Hifandray aminao ny Vavolombelon’i Jehovah any aminareo aorian’izay.

Ampiasainay hanatontosana ny fangatahanao hotsidihina fotsiny ny mombamomba anao rehefa alefanao. Mifanaraka amin’ny Fifanekena Momba ny Fampiasana ny Mombamomba Anao izany.

Hifandray Aminao Izahay

Rehefa avy nameno an’ilay fangatahana ianao dia hisy Vavolombelon’i Jehovah hifandray aminao, ao anatin’ny herinandro na tapa-bolana.

Ianaro ny Baiboly

Misy foto-kevitra maro azo ianarana ao amin’ny Baiboly. Mampianatra Baiboly maimaim-poana koa izahay.

Izay Mety Aminao

Azo atao ny mihaona mivantana, mifampiantso, ary mifandefa hafatra na amin’ny firy na amin’ny firy, na aiza na aiza.

Filazana Mifandray Amin’ny Coronavirus (COVID-19): Naato ny fitsidihana olona any an-tranony, any amin’ny faritra maro. Ampidiro ato, azafady, ny nomeraon-telefaoninao, dia hisy Vavolombelona eny akaikinareo hiantso anao.