Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Ahoana no Andaminana ny Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Ahoana no Andaminana ny Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Anti-panahy vitsivitsy no miandraikitra ny fiangonana tsirairay. Fiangonana 20 eo ho eo no mitambatra ho faritra iray. Mitsidika tsy tapaka an’ireo fiangonana ny anti-panahy mpitety faritany, antsoina hoe mpiandraikitra ny faritra.

Manome toromarika avy ao amin’ny Baiboly ny Filan-kevi-pitantanana. Vavolombelona efa hatramin’ny ela izy ireo ary any amin’ny foiben’ny Vavolomelon’i Jehovah any Warwick, any Etazonia, izao izy ireo no miasa.—Asan’ny Apostoly 15:23-29; 1 Timoty 3:1-7.

Fanampim-panazavana

IZA NO TENA MANAO NY SITRAPON’I JEHOVAH?

Inona no ho Hitanao any Amin’ny Fivorian’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Mivory izahay mba hianatra Baiboly sy hifampahery. Faly izahay manasa anao hiara-mivory aminay!

FANONTANIANA FAMETRAKY NY OLONA

Misy Mpitondra Fivavahana Karamaina ve ao Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Misy fiavahany ve ny mpitondra fivavahana sy ny mpivavaka hafa? Iza no asaina mitory?

FIVORIANA

Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana?

Jereo ity video ity dia ho fantatrao ny valiny.