Fanondroana
Afaka manampy anao hahita fanazavana ao amin’ny bokintsika ny fanondroana. Atao lisitra ao amin’ny Fanondroana Boky ny foto-kevitra sy andinin-teny resahin’ny bokintsika. Misy fanazavana mitovy amin’izany koa ao amin’ny Fitaovana Fikarohana, saingy tsy be tsipiriany. Samy misy ao amin’ny Internet, ao amin’ny FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon’i Jehovah ireo boky ireo. Manampy anao hahita ampahana video afaka manatsara ny fianarana samirery ataonao ny fanondroana video.

