Fanazavana Ankapobeny

Fanazavana ofisialy ho an’ny manam-pahefana na mpanao gazety na mpianatra, momba ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny zavatra ataonay.

Jereo ny kaontinay ofisialy ao amin’ny tambazotran-tserasera. Misy vaovao natao ho an’ny solontenam-panjakana sy mpanao gazety ary mpikaroka ao. Amin’ny teny anglisy ihany ny zavatra mivoaka ao. Misy rohy mankany amina tranonkala hafa ao, izay samy manana ny fifanekeny momba ny tsiambaratelo.

Vavolombelon’i Jehovah Gadraina Noho ny Finoany any Amin’ny Tany Samihafa

Resahina ato ny tany misy Vavolombelon’i Jehovah migadra noho izy ireo nampihatra ny zony sy ny zavatra inoany. Mijaly be ny sasany amin’izy ireny.

Fanazavana Teny sy Fanao

Natao hanampiana ny mpanao gazety hahafantatra ny teny fampiasan’ny fikambananay sy ny fomba fanoratra an’ilay izy ity fanazavana ity.