BOKIKELY MISY FANAZAVANA MANERAN-TANY

Filan-kevitry ny Fampianarana any Virginie Andrefana miady amin’i Barnette

Filan-kevitry ny Fampianarana any Virginie Andrefana miady amin’i Barnette

Neken’ny Fitsarana Tampony Amerikanina hoe manan-jo tsy hanao zavatra iray na tsy hiteny ny olona iray raha tsy mety amin’ny feon’ny fieritreretany izany. Fintinina ato izany.