Fanazavana ho An’ny Mpitsabo

Misy loharanon-kevitra maro efa nohamarinin’ny manam-pahaizana sady efa nivoaka tao amin’ny gazety ara-pitsaboana malaza ato. Misy porofo ao amin’ireny lahatsoratra ireny hoe mety tsara ny teknika atao mba hisorohana ny fampidiran-dra mandritra ny fitsaboana sy ny fandidiana isan-karazany.

Hifandray Aminay

Fanitsiana Lehibe Momba ny Taharo Fototry ny Ra

Nilaza ny Vavolombelon’i Jehovah tamin’ny 18 Septambra 2026 hoe lasa anjaran’ny Vavolombelona tsirairay ny manapa-kevitra raha hanaiky hampidirana liomena, liofotsy, plasma, na plakety avy amin’olon-kafa izy. Tsy miova anefa ny fiheveran-dry zareo ny fampidirana ra manontolo. Mbola tsy manaiky an’izany ry zareo, araka ilay didy ao amin’ny Baiboly hoe tokony ‘hifady ny ra.’​—Asan’ny Apostoly 15:20.

Mbola masina amin’ny Vavolombelon’i Jehovah foana ny aina sy ny ra, satria fanomezana avy amin’Andriamanitra. Miankina amin’ny feon’ny fieritreretan’ny Vavolombelona tsirairay ny fanapahan-kevitra momba ny taharo fototry ny ra.

Efa neken’ny Vavolombelon’i Jehovah ihany teo aloha hoe anjaran’ny tsirairay ny manapa-kevitra raha mety aminy ny fitsaboana ampiasana ny rany, na ny fitsaboana ampiasana zavatra avy amin’ny plasma. Lasa miankina amin’ny tsirairay hoatr’izany koa izao, ny manapa-kevitra momba ny fampiasana ny taharo fototry ny ra. Tokony hiresaka mivantana amin’ny Vavolombelona marary tsirairay àry ny mpitsabo, dia hanamarina hoe voarakitra an-tsoratra mazava tsara sy hajaina ny fanapahan-kevitr’ilay marary.

Tena faly ny Vavolombelon’i Jehovah hoe misy dokotera mitsabo tsara an-dry zareo sady manaja ny feon’ny fieritreretany sy ny karazana fitsaboana tiany. Mbola hanampy an’izay Vavolombelon’i Jehovah marary sy ny mpitsabo mikarakara azy foana ny Komity Mifandray Amin’ny Hopitaly, raha mangataka an’izany ilay marary.

Sivy tapitrisa mahery ny Vavolombelon’i Jehovah maneran-tany, ary mitory any amin’ny tany 200 mahery ry zareo.

 

Lahatsoratra Mahaliana

Hospital policy of tranexamic acid to reduce transfusion in major noncardiac surgery. (manokatra rohy)

Houston BL, McIsaac DI, Breau RH, Kanji S, Greenstreet P, Andrews M, Avramescu S, Bagry HS, Balshaw R, Daya J, Duncan K, Harle CC, Jacobsohn E, Kerelska T, Pitz M, Komenda P, McIsaac S, Ramsay T, Saha T, Tinmouth A, Recio A, Szoke D, Tenenbein M, Slagerman S, Solvason D, Talarico R, Fergusson DA, Zarychanski R

Loharanon-kevitra‎: N Engl J Med 2026;394(24):2419-28.

Romiplostim versus placebo for chemotherapy-induced thrombocytopenia. (manokatra rohy)

Al-Samkari H, Muñoz C, Geredeli Ç, Korantzis I, González Astorga B, Arslan C, Cordeiro Camargo JF, Scotté F, Borges G, Wang K, Eisen M, Kuter DJ, Soff GA

Loharanon-kevitra‎: N Engl J Med 2026;394(11):1061-73.

Multidisciplinary blood conservation practices for transfusion-free congenital heart surgery. (manokatra rohy)

Carrillo SA, Chenault K, Naguib AN, Voss J, Kelly M, Shutes B, Fitch JA, Blais B, Yerebakan C, Galantowicz M

Loharanon-kevitra‎: J Thorac Cardiovasc Surg 2026;172(1):209-15.

Anemia of critical illness: a concise definitive review in critical care. (manokatra rohy)

Corwin HL, Napolitano LM

Loharanon-kevitra‎: Crit Care Med 2026;54(2):343-53.

Perioperative paediatric patient blood management: a narrative review. (manokatra rohy)

Goobie SM, Faraoni

Loharanon-kevitra‎: Br J Anaesth 2025;134(1):168-79.

A retrospective, real-world study of IV iron use to treat iron deficiency anemia during acute infection. (manokatra rohy)

Sohail H, Collins JE, Chan KH, Alamgir MA, Kamran A

Loharanon-kevitra‎: Blood 2026:blood.2025031965.

Preservation of platelet function after intraoperative cell salvage using the i-SEP Same device in cardiac surgery. (manokatra rohy)

Blum LV, Sertdere F, Iken S, Lotz G, Nordine M, Hecker F, von Knethen A, Friedrichson B, Rausch J, Zacharowski K, Heinicke U

Loharanon-kevitra‎: J Cardiothorac Vasc Anesth 2026;40(1):38-48.

The effect of prophylactic use of antifibrinolytics during pediatric non-cardiac surgeries on bleeding and transfusions: a systematic review and meta-analysis. (manokatra rohy)

Hickey KS, Smith M, Karam O, Demetres M, Faraoni D, Duron V, Wu YS, Nellis ME

Loharanon-kevitra‎: Paediatr Anaesth 2025;35(8):668-83.

Effect of intraoperative cell salvage on postoperative blood transfusion demand outcomes in cesarean section with placenta previa: a retrospective study with propensity score matching analysis. (manokatra rohy)

Yang G, Zuo D, Deng Q, Bao X, Yang M, Chen F, Cao L, Liu W, Xiao C, Lai J, Liang Y, Li H

Loharanon-kevitra‎: BMC Anesthesiol 2025;25(1):486.

Bloodless heart transplantation in patients who refuse transfusion: an 11-year case series. (manokatra rohy)

Hozain AE, Johnson B, Leiva O, Hamzat I, Wilson M, Jain S, Wheelwright MH, Nordgren R, Nguyen A, Kim GH, Kanwar MK, Salerno CT, Jeevanandam V

Loharanon-kevitra‎: J Thorac Cardiovasc Surg 2026;171(1):241-50.

Exploring myths of perioperative autologous red blood cell salvage. (manokatra rohy)

Kaufman M, Jahr JS, Klompas AM, Perelman S, Raphael J, Tan GM, Frank SM, Waters JH, Warner MA

Loharanon-kevitra‎: Anesthesiology 2025;143(5):1357-70.

Thrombopoietin receptor agonists for thrombocytopenia in pediatric hematologic malignancies. (manokatra rohy)

Marinoff AE, Thrall A, Aaronson K, Braun BS, Castellanos M, Chu J, Hermiston M, Huang BJ, Levinson A, Southworth E, Winger BA, Olshen A, Stieglitz E

Loharanon-kevitra‎: Pediatr Blood Cancer 2025;72(3):e31528.

Outcomes of nontransfusable and transfusable patients after major noncardiac surgery: a retrospective cohort study. (manokatra rohy)

Lucas M, Stoll R, Döbel KU, Spenner A, Trentino KM, Murray K, Seeber P

Loharanon-kevitra‎: Anesth Analg 2025.

Teknika Fitsaboana

Fitsaboana sy Fandidiana

Teknika fitsaboana olona very ra be na tsy ampy ra, nefa tsy misy fampidiran-dra.

Fitsaboana ny Ankizy

Teknika fitsaboana zaza menavava sy ankizy, nefa tsy misy fampidiran-dra.

Aretina sy Toe-pahasalamana

Teknika fitsaboana aretina isan-karazany, nefa tsy misy fampidiran-dra.

Lalàna Momba ny Fitsaboana

Hita ato ireo zavatra inoan’ny Vavolombelon’i Jehovah ary ny fitsipika sy lalàna tokony hodinihina rehefa mitsabo azy ireo.

Mitsitsy Nefa Mahomby

Teknika fitsaboana isan-tsokajiny hitsitsiana ny ran’ny marary.

Tompon’andraikitra eo An-toerana

Afaka miantso an’io sampan’asa io foana ny dokotera mitsabo Vavolombelon’i Jehovah, na andro na alina.