Fitsaboana Solon’ny Fampidiran-dra: Tsotra, Azo Antoka, Tsara
Mankatò an’izao didy ao amin’ny Baiboly izao ny Vavolombelon’i Jehovah: ‘Fadio ny ra.’ Mitady fitsaboana tsara nefa tsy misy fampidiran-dra izy ireo. Aseho amin’ity video ity fa tsotra sy azo antoka ary tsara ny fitsaboana solon’ny fampidiran-dra. Nampiady hevitra be izany taloha, nefa ho hitanao ato ny hevitry ny dokotera maro.
Mety ho Tianao Koa
FANONTANIANA FAMETRAKY NY OLONA
Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Tsy Manaiky Hampidiran-dra?
Maro ny hevi-diso aelin’ny olona momba ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny fampidiran-dra. Fantaro ny tena marina momba ny zavatra inoanay.
VIDEO
Fitsaboana Solon’ny Fampidiran-dra: Mahafa-po ny Marary Sady Manaja ny Zony
Inona avy ny tombony azo mifandray amin’ny lalàna sy ny zavatra hafa rehefa hajaina ny zon’ny marary?
HO AN’NY MPITSABO
Fanazavana Momba ny Fitsaboana
Ireto avy no hita ato: Teknika fitsaboana tsy ampiasana ra rehefa very ra be na tsy ampy ra ilay marary, ny zavatra inoan’ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny fitsaboana arahiny mifanaraka amin’izany, ary ny fanampiana omen’ny Vavolombelon’i Jehovah ny mpitsabo amin’ny alalan’ireo anisan’ny Komity Mifandray Amin’ny Hopitaly.
HO AN’NY MPITSABO
Komity Mifandray Amin’ny Hopitaly (KMH)
Afaka miantso an’io sampan’asa io foana ny dokotera mitsabo Vavolombelon’i Jehovah, na andro na alina.