Fitsaboana Solon’ny Fampidiran-dra: Mahafa-po ny Marary Sady Manaja ny Zony
Dokotera maro eran-tany no mahavita mitsabo an’ireo marary tsy te hampidiran-dra. Manam-pahaizana maro no nanampy tamin’ny fanatontosana an’ity video ity. Hazavaina ato hoe raha ny lalàna sy ny zavatra hafa no jerena, nahoana no tsara raha hajaina ny zon’ny marary hifidy ny fomba itsaboana azy.
Mety ho Tianao Koa
FANONTANIANA FAMETRAKY NY OLONA
Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Tsy Manaiky Hampidiran-dra?
Maro ny hevi-diso aelin’ny olona momba ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny fampidiran-dra. Fantaro ny tena marina momba ny zavatra inoanay.
VIDEO
Fitsaboana Solon’ny Fampidiran-dra: Tsotra, Azo Antoka, Tsara
Nahoana no mihabetsaka ny dokotera tia ny fitsaboana tsy ampiasana ra?
HO AN’NY MPITSABO
Fanazavana Momba ny Fitsaboana
Ireto avy no hita ato: Teknika fitsaboana tsy ampiasana ra rehefa very ra be na tsy ampy ra ilay marary, ny zavatra inoan’ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny fitsaboana arahiny mifanaraka amin’izany, ary ny fanampiana omen’ny Vavolombelon’i Jehovah ny mpitsabo amin’ny alalan’ireo anisan’ny Komity Mifandray Amin’ny Hopitaly.
HO AN’NY MPITSABO
Komity Mifandray Amin’ny Hopitaly (KMH)
Afaka miantso an’io sampan’asa io foana ny dokotera mitsabo Vavolombelon’i Jehovah, na andro na alina.