Azo alaina ato amin’ny Internet ny gazetinay ary misy amin’ny fiteny 200 mahery, anisan’izany ny tenin’ny tanana. Manazava ny zava-mitranga eran-tany mifanaraka amin’ny faminaniana ao amin’ny Baiboly Ny Tilikambo Fiambenana. Milaza vaovao tsara mampahery momba ny Fanjakan’Andriamanitra koa izy io, ary mampirisika ny olona hino an’i Jesosy Kristy. Mampiseho ny fomba iatrehana ireo olana ankehitriny ny Mifohaza!, ary manampy antsika hatoky ny fampanantenan’ny Mpamorona hoe hanorina tontolo vaovao milamina sy mandry feizay izy.

Fidio izay fiteny tianao, ary tsindrio ny Hikaroka raha te hahita ny gazety misy amin’ilay fiteny ianao.