Hita ao amin’ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana ny fanazavana momba an’ireto fivorian’ny Vavolombelon’i Jehovah ireto: Fianarana Baiboly Ataon’ny Fiangonana, Sekolin’ny Fanompoana, ary Fivoriana Momba ny Fanompoana.

Fanamarihana: Mety tsy hitovy ny lahatsoratra sasany ao amin’ny Internet sy ny vita pirinty.