Malagasy
Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1011202/univ/art/1011202_univ_sqr_xl.jpg

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Inona marina no ampianarin’ny Baiboly? Mifidiana fanontaniana avy ao amin’ireo fizarana eto ambany.

Tena i Jesosy Tokoa ve no Mesia Raha Jerena ny Faminaniana Momba ny Mesia?

Tanteraka tamin’olon-kafa koa ve ny faminaniana momba ny Mesia?

Tena i Jesosy Tokoa ve no Mesia Raha Jerena ny Faminaniana Momba ny Mesia?

Tanteraka tamin’olon-kafa koa ve ny faminaniana momba ny Mesia?

Finoana sy Fivavahana

Hianatra Baiboly

Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly?—Video Manontolo

Olona an-tapitrisany eran-tany no mahita ny valin’ny fanontaniany, ao amin’ny Baiboly. Tianao koa ve ny hahita ny valin’ny fanontanianao?

Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly?

Fantatra eran-tany hoe manasa ny olona hianatra Baiboly maimaim-poana ny Vavolombelon’i Jehovah. Aseho ato ny fanaovana an’ilay izy.

Hangataka Hotsidihina

Azo atao ny mandinika fanontaniana ara-baiboly na manontany mombamomba ny Vavolombelon’i Jehovah.