Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Watchtower Library

Watchtower Library

Ny Watchtower Library dia fitambarana Baiboly maromaro sy boky navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah. Ahitana rakipahalalana momba ny Baiboly, toy ny Fandalinana ny Soratra Masina, ao amin’izy io. Misy boky, bokikely, taratasy mivalona, ary gazety koa ao. Ho hitanao ao koa ireo fitaovana fanaovana fikarohana toy ny Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah sy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah. Afaka mikaroka teny, fehezanteny, na andinin-teny ao ianao.

 

Hampiditra Watchtower Library

Haka sy hampiditra Watchtower Library ao amin’ny ordinateranao.

Hanavao Watchtower Library

Azonao atao mandeha ho azy ny fanavaozana ny Watchtower Library, na ianao mihitsy no maka ny rakitra misy ny fanavaozana ny boky sy lahatsoratra.

Fanontaniana Fametraky ny Olona: Watchtower Library

Jereo ato ny valin’ny fanontaniana fametraky ny olona.