Fahatsiarovana ny Nahafatesan’i Jesosy
Mankalaza ny fahatsiarovana ny nahafatesan’i Jesosy izahay, indray mandeha isan-taona. Atao maneran-tany any amin’ny toerana maro samihafa izy io. Nandidy ny mpanara-dia azy mantsy i Jesosy hoe: “Ataovy hatrany izao ho fahatsiarovana ahy.”—Lioka 22:19.

