Baiboly

Tsotra sy mora vakina ary marina tsara Ny Soratra Masina​—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao. Misy amin’ny fiteny 307 mahery ny ampahany amin’izy io na izy manontolo. Araka ny tatitra farany, dia 253 794 253 tamin’izy io no efa natao pirinty. Raha mila fanazavana fanampiny dia jereo ilay lahatsoratra hoe “Manana ny Baiboliny Manokana ve ny Vavolombelon’i Jehovah?” sy ilay hoe “Marina Tsara ve ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao?

Nahazo alalana hanao pirinty Baiboly hafa be mpampiasa isika, amin’ny fiteny sasany.

FILAHARANY