Inona ny Vaovao?
MIAMBENA FOANA!
Mihamanatona ny Misasakalina Ilay Famantaranandro Manondro ny Fara Andro
Vao Mainka akaiky be ny misasakalina izao Ilay Famantaranandro Manondro ny Fara Andro. Inona no lazain’ny Baiboly momba ny hoavy, ary inona no hanampy anao tsy ho kivy?
ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH—KILALAO
Tena Misy i Jehovah
Afaka manampy ny zanakao mba hahita an’i Jehovah ianao raha mampirisika azy hijery ny zavaboary.
Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy: Fanondroana Video
Manampy anao hahita ny ampahany amin’ilay video hoe Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy mifandray amin’ny andinin-teny vakinao ity Fanondroana ity.
NISY NAMORONA VE?
Ny Fahaizan’ny Kasitôro Manamboatra Tohodrano—Nisy Namorona Ve?
Jereo ato hoe maninona ny kasitôro no antsoina hoe injeniera momba ny tontolo iainana.
VAOVAO
“Tsapako hoe Tena Tiana Aho”
NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA
Mba Andramo Izao—Miezaha Hahazo An’ireo Sarin-teny ao Amin’ny Baiboly
Dingana telo hanampy anao hahatakatra ny tena dikan’ireo sarin-teny ao amin’ny Baiboly.
NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA
David Splane: Nampiofanin’i Jehovah Aho Hatramin’izaho Mbola Tanora
Noresahin’i David Splane hoe be fitiavana i Jehovah dia nampiofana azy tamin’ny alalan’ny fandaminana sy ireo rahalahy sy anabavy ampy traikefa, nandritra an’izay 80 taona izay.
NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA
Aprily 2026
Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana ny 8 Jona–5 Jolay 2026.

