Malagasy
MIFOHAZA! Ahoana no Hiafaran’ity Tanintsika Ity?​—Mbola Misy Azo Antenaina
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/g/202311/MG/pt/g_MG_202311_lg.jpg
g23 No. 1

MIFOHAZA! No. 1 2023 | Ahoana no Hiafaran’ity Tanintsika Ity?​—Mbola Misy Azo Antenaina

Tsy voatery hoe manam-pahaizana ianao vao hahita hoe efa mihasimba be ny planetantsika. Ripaka ny ala, ary maloto be ny rano fisotro, ny ranomasina, ary na ny rivotra iainantsika aza. Ahoana àry no hiafaran’ity tanintsika ity? Mbola misy azo antenaina ve?

 

AHOANA NO HIAFARAN’ITY TANINTSIKA ITY?

Rano Fisotro

Inona ireo fomba voajanahary miaro ny rano eto an-tany mba tsy ho lany mihitsy?

AHOANA NO HIAFARAN’ITY TANINTSIKA ITY?

Ranomasina

Ho vita ve ny hanafoana ny vokatry ny zava-dratsy rehetra natao tamin’ny ranomasina?

AHOANA NO HIAFARAN’ITY TANINTSIKA ITY?

Ala

Inona no tsikaritry ny mpiaro ny tontolo iainana tato ho ato momba ny tany iray rehefa ripaka ny ala teo aminy?

AHOANA NO HIAFARAN’ITY TANINTSIKA ITY?

Rivotra

Tena maloto ny rivotra amin’izao, ka atahorana ho faty ny zavamananaina eto an-tany. Inona ireo tsingerina noforonin’Andriamanitra mba hanadiovana ny rivotra iainantsika?

Mampanantena Andriamanitra fa ho Tsara Fiafara ity Tanintsika Ity

Nahoana isika no mino fa tsy ho tsara fiafara fotsiny ny tany, fa vao mainka aza ho tena kanto?

Ato Amin’ity Gazety Ity

Vakio ato ireo lahatsoratra manazava an’izay manjo an’ity tanintsika ity sy hoe nahoana no mbola misy azo antenaina ihany.