Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 1 2024 | Ny Mety sy ny Tsy Mety​—Tari-dalana Azonao Itokisana

Ahoana no ahalalanao ny mety sy ny tsy mety? Maro no miantehitra amin’ny feon’ny fieritreretany sy amin’izay fitsipika nampianarina azy. Misy indray manaraka an’izay heverin’ny olona fa mety fotsiny. Ary ianao? Inona no mitari-dalana anao rehefa hanapa-kevitra ny amin’izay mety sy tsy mety ianao? Azonao antoka ve fa hanampy anao sy ny fianakavianao hanana hoavy faran’izay tsara ny fanapahan-kevitrao?

 

Ny Mety sy ny Tsy Mety: Mila Mieritreritra An’izany Isika Rehetra

Inona no hitari-dalana anao eo amin’ny resaka fitondran-tena?

Ny Mety sy ny Tsy Mety: Inona no Mitari-dalana ny Olona Maro?

Mety ho izay tsapantsika na izay tsapan’ny olona no mitari-dalana antsika rehefa hanapa-kevitra momba ny mety sy tsy mety. Misy tari-dalana azo ianteherana kokoa ve?

Ny Mety sy ny Tsy Mety: Tari-dalana Azo Ianteherana ny Baiboly

Ahoana no hahazoanao antoka hoe misy tari-dalana azo ianteherana momba ny fitondran-tena ao amin’ny Baiboly?

Ny Mety sy ny Tsy Mety: Tari-dalana Mahasoa

Olona an-tapitrisany no mahita hoe mahasoa sady azo itokisana ny tari-dalan’ny Baiboly. Andao isika handinika lafiny efatra manamarina an’izany.

Aiza no Ahitana Tari-dalana Azo Ianteherana Amin’izao?

Afaka manampy anao handray fanapahan-kevitra tsy hanenenanao mihitsy ny Baiboly.