BOKIKELY MISY FANAZAVANA MANERAN-TANY

Bayatyan miady amin’i Armenia [Filan-kevitra Ambony Indrindra]

Bayatyan miady amin’i Armenia [Filan-kevitra Ambony Indrindra]

Famintinana ny didy navoakan’ny Fitsarana Eoropeanina Momba ny Zon’olombelona. Neken’izy io hoe mampihatra ny zony haneho hevitra sy hanaraka ny feon’ny fieritreretany ary hanana ny fivavahany ny olona iray, rehefa tsy mety manao miaramila noho ny feon’ny fieritreretany.