Mpanamboatra robot i Massimo Tistarelli, ary manamboatra ordinatera afaka maka tahaka ny fahitan’olombelona. Zava-dehibe aminy ny siansa, ka lasa nisalasala momba ny finoany ny evolisiona izy.