Malagasy
Tantara An-tsary
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1011257/univ/art/1011257_univ_sqr_xl.jpg

Tantara An-tsary

Lasa velombelona ny tantara ara-baiboly rehefa aseho an-tsary. Azo vakina ato amin’ny Internet izy ireo na atao pirinty. Afaka miara-mitady ny valin’ny fanontaniana any amin’ny faran’ilay tantara ny mpianakavy mba hahitany ny lesona azo ampiharina.