Malagasy
Tianao ve Raha Sambatra ny Tokantranonao? Asehoy Amin’ny Vadinao hoe Tianao Izy
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/500300115/univ/art/500300115_univ_sqr_xl.jpg
ijwhf lahatsoratra 29

HO AN’NY FIANAKAVIANA | TOKANTRANO

Tianao ve Raha Sambatra ny Tokantranonao? Asehoy Amin’ny Vadinao hoe Tianao Izy

Tianao ve Raha Sambatra ny Tokantranonao? Asehoy Amin’ny Vadinao hoe Tianao Izy

Tena ilaina ny maneho fitiavana raha te hanana tokantrano sambatra.