NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO

Obadia—Topy Maso

Malagasy
Obadia—Topy Maso
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg
nwt Obadia p. 1390

Bokin’i Obadia

Toko

1

Topy Maso

  • Haetry i Edoma fa nirehareha (1-9)

  • Nahery setra tamin’i Jakoba i Edoma (10-14)

  • Andron’i Jehovah hanafaizana ny firenena rehetra (15, 16)

  • Ho lasan’ny taranak’i Jakoba indray ny fananany taloha (17-21)

    • Holevonin’i Jakoba i Esao (18)

    • Ho lasan’i Jehovah ny fanjakana (21)