B14-B
Ny Vola sy ny Lanjany
Ny Vola sy ny Lanjany ao Amin’ny Soratra Hebreo
|
Gera (1⁄20 sekely) 0,57 g 10 gera = 1 beka |
|
Beka 5,7 g 2 beka = 1 sekely |
|
Pima 7,8 g 1 pima = 2⁄3 sekely |
|
Vato mizana sekely Sekely 11,4 g 50 sekely = 1 mina |
|
Mina 570 g 60 mina = 1 talenta |
|
Talenta 34,2 kg |
|
Darìka (persianina, volamena) 8,4 g |
Ny Vola sy ny Lanjany ao Amin’ny Soratra Grika Kristianina
|
Leptona (jiosy, varahina na halimo) 1⁄2 kadràna |
|
Kadràna (romanina, varahina na halimo) 2 leptona |
|
Asariona (romanina sy ny faritaniny, varahina na halimo) 4 kadràna |
|
Denaria (romanina, volafotsy) 64 kadràna 3,85 g = Karama 1 Andro (12 ora) |
|
Drakma (grika, volafotsy) 3,4 g = Karama 1 Andro (12 ora) |
|
Didrakma (grika, volafotsy) 2 drakma 6,8 g = Karama 2 Andro |
|
Tetradrakma tany Antiokia Tetradrakma tany Tyro (Sekely volafotsy tany Tyro) Tetradrakma (grika, volafotsy; nantsoina koa hoe statera volafotsy) 4 drakma 13,6 g = Karama 4 Andro |
|
Mina 100 drakma 340 g = karama 100 andro eo ho eo |
|
Talenta 60 mina 20,4 kg = karama 20 taona eo ho eo |
|
Livatra (romanina) 327 g
|

