Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

A7-B

Ny Zava-nisongadina Tamin’ny Fiainan’i Jesosy Teto An-tany—Fanombohan’ny Fanompoan’i Jesosy

FOTOANA

TOERANA

ZAVA-NITRANGA

MATIO

MARKA

LIOKA

JAONA

Fararano taona 29

Reniranon’i Jordana, mety ho tany Betania na teo akaikiny, ampitan’i Jordana

Natao batisa i Jesosy, ary voahosotry ny fanahy; nantsoin’i Jehovah hoe Zanany, ilay ankasitrahany

3:13-17

1:9-11

3:21-38

 

Tany Efitr’i Jodia

Nalain’ny Devoly fanahy

4:1-11

1:12, 13

4:1-13

 

Betania ampitan’i Jordana

Nantsoin’i Jaona Mpanao Batisa hoe Zanak’ondrin’Andriamanitra i Jesosy; nanomboka nahazo mpianatra i Jesosy

     

1:15, 19-51

Kana any Galilia; Kapernaomy

Fahagagana voalohany, tamin’ny fampakaram-bady: Nanova ny rano ho divay; nitsidika an’i Kapernaomy

     

2:1-12

Paska taona 30

Jerosalema

Nanadio ny tempoly

     

2:13-25

Niresaka tamin’i Nikodemosy

     

3:1-21

Jodia; Ainona

Nankany ambanivohitr’i Jodia, nanao batisa ny mpianany; nitory farany momba an’i Jesosy i Jaona

     

3:22-36

Tiberiasy; Jodia

Nogadraina i Jaona; nankany Galilia i Jesosy

4:12; 14:3-5

6:17-20

3:19, 20

4:1-3

Sykara any Samaria

Teny an-dalana hankany Galilia, nampianatra an’ireo Samaritanina

     

4:4-43

Tany Efitr’i Jodia