Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tatitra Maneran-tany 2015

Tatitra Maneran-tany 2015
  • Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 89

  • Tany Nanao Tatitra: 240

  • Tontalin’ny Fiangonana: 118 016

  • Mpanatrika ny Fahatsiarovana Eran-tany: 19 862 783

  • Isan’ny Nandray Mofo sy Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 15 177

  • Tampon’isan’ny Mpitory Ilay Fanjakana: 8 220 105

  • Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 7 987 279

  • Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2014: 1,5

  • Tontalin’ny Natao Batisa: 260 273

  • Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 443 504

  • Salanisan’ny Mpisava Lalana Maharitra sy Manokana: 1 135 210

  • Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 1 933 473 727

  • Salanisan’ny Fampianarana Baiboly Isam-bolana: 9 708 968

Nandritra ny taom-panompoana 2015, dia 236 tapitrisa dolara mahery no lanin’ny Vavolombelon’i Jehovah nikarakarana an’ireo mpisava lalana manokana sy misionera ary mpiandraikitra mpitety faritany, teo amin’ny fanompoana nanendrena azy ireo avy. Misy 26 011 no manompo any amin’ireo biraon’ny sampana. Anisan’ny Vondron’ny Mpanompo Manontolo Andro Manokan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy rehetra.