Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2016

 ZAVA-NISONGADINA TAMIN’NY TAON-DASA

Fiteny Fanampiny Namoahana ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Fiteny Fanampiny Namoahana ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

EFA voadika tamin’ny fiteny 129 ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, tamin’ny 31 Aogositra 2015, na izy manontolo izany na ny ampahany aminy. Misy Baiboly amin’ny fiteny 129 koa ao amin’ny jw.org, anisan’izany ny tenin’ny tanana fito. Nivoaka tamin’ny taom-panompoana 2015 ireto manaraka ireto: