Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2016

Vakio ato ny zava-bitan’ny Vavolombelon’i Jehovah tamin’ny 2015 sy ny tantaran’ireo Vavolombelona any Indonezia.

Andinin-teny ho An’ny Taona 2016

Sady misy fampirisihana ao amin’ny Hebreo 13:1 no misy teny fiderana.

Taratasy avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana

Asehon’io taratasy io fa tena porofon’ny fitahian’i Jehovah ny jw.org, ny tele JW, ny tabilao fampirantiana, ary ny fivoriamben’ny vondrom-paritra tamin’ny 2015.

“Tena Tianay ny Tele JW”

Inona avy no tsy maintsy natao tamin’ny nananganana ny studio anaovana an’io tele ao amin’ny Internet io?

Hafainganina ny Fanorenana Efitrano Fanjakana

Naverina nalamina ny asa mba hahavitana manorina an’ireo efitrano an’arivony ilaina.

Manao Ahoana ny Fandrosoan’ny Asa any Warwick?

Jereo ato ny vaovao farany momba ny fanorenana an’ilay foibe vaovao an’ny Vavolombelon’i Jehovah.

Fitoriana Ampahibemaso

Nahoana i Terry no nino fa valim-bavaka ny zavatra noresahin’ny Vavolombelon’i Jehovah taminy?

Mihamazava Foana ny Hazavana Ara-panahy

Ho hitanao ato amin’ity fizarana ity hoe ahoana no nataon’i Jehovah mba hihamazava foana ny lalan’ny mpanompony.

Fitokanana Sampana

Nahazo tombontsoa miavaka ny Vavolombelon’i Jehovah teto Madagasikara sy tany Indonezia teo am-piandohan’ny 2015.

Fiteny Fanampiny Namoahana ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Fanontana 16 no navoaka nandritra ny taom-panompoana 2015.

Raharaha Ara-pitsarana

Mbola mitohy ny ady amin’ny fanavakavahana fivavahana any amin’ny tany maro.

Fitantarana avy Amin’ny Firenena Maro

Nanampy tamin’ny fanorenana Efitrano Fanjakana iray ny vola tao amin’ny boatin-drakitr’i Ken kely.

Afrika

Inona no hevitra hafakely hitan’ny Vavolombelon’i Jehovah mba hitoriana ny vaovao tsara?

Ireo Tanin’i Amerika

Nahoana ny vehivavy iray no nianatra teny an-tsaha niaraka tamin’ny labozia? Nahoana ny lehiben’ny tanàna iray, izay nalaza ho masiaka, no niandry an’ireo Vavolombelona? Ary nahoana ny lehilahy iray mpanenjika taloha no nitomany?

Azia

Tsy misy mahasakana an’ireo mpitory ny vaovao tsara, na kilema ara-batana izany na fampidirana am-ponja.

Eoropa

Nisy vokany tamin’ny lehilahy rôma iray sy ny gadra iray ary ny vehivavy iray saika hamono tena ny fahamarinana.

Oseania

Olona an-jatony na an’arivony no afaka mahalala ny fahamarinana, noho ireo tabilao fampirantiana, ny tranonkala jw.org, ary ireo video ara-baiboly

Indray Mitopy Maso An’i Indonezia

Jereo ato ny fanazavana fohifohy momba an’ilay tany, ny mponina, ary ny fomba amam-panao ao amin’io vondronosy lehibe indrindra eran-tany io.

Fivarotana Zava-manitra

Nampandroso ny toe-karena eran-tany ny fivarotana zava-manitra tamin’ny taona 1500 tany ho any.

“Eto no Tiako Hanombohana Azy”

Nandresy zava-tsarotra maro ireo mpisava lalana be herim-po avy any Aostralia rehefa nanokatra ny asa fitoriana.

Fomba Fitory Taloha

Nahatezitra an’ireo fahavalon’ny fahamarinana tany Indonezia ny fitoriana tamin’ny alalan’ny radio sy ny sambo.

Ny Bibelkring

Avy tao amin’ny bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah ny fampianaran’io antokom-pivavahana io, nefa lasa nampianatra hevitr’olona izy io tatỳ aoriana.

Sarobidy Taminy ny Harena Ara-panahy

Nijery fotsiny i Thio Seng Bie rehefa nanafika ny tranony ny mpirotaka. Nisy zavatra navelan’izy ireo anefa, ary sarobidy taminy noho ny fananana nafoiny izy io.

Namokatra ny Fitoriana Teto Java Andrefana

Voarara tsikelikely ny bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah nefa nahita hevitra hitoriana foana izy ireo.

Nofehezin’ny Japoney

Nampanao fisoratana anarana ny mpitondra japoney, nandritra ny Ady Lehibe II. Nankatò an’izany ny Vavolombelon’i Jehovah sasany nefa koa tsy nivadika.

Mpisava Lalana Be Herim-po

Nanompo an’i Jehovah nandritra ny 60 taona i André Elias, ary tsy nivadika mihitsy na dia nalaina am-bavany sy norahonana aza.

Tonga ny Misioneran’i Gileada

Nampandroso haingana ny fitoriana ireo misioneran’i Gileada voalohany tonga teto.

Nitatra Niantsinanana ny Asa

Hahomby ve ny fanoheran’ny mpitondra fivavahana amin’ity indray mitoraka ity?

Nihamaro ny Misionera Tonga

Voasakantsakana ny fitoriana ny vaovao tsara tamin’ny 1975 tany ho any.

Tena Zanak’i Saraha Izy

Tian’i Titi Koetin ny nanaiky ny vadiny ka nahazo valisoa lehibe izy.

Fivoriambe Niavaka

Vita ihany ilay fivoriambe “Vaovao Tsara Mandrakizay”, tamin’ny 1963, na dia betsaka aza ny vato misakana.

Tsy Maty Tamin’ny Fikomian’ny Kominista Aho

Efa voaomana ny toerana handevenana an’i Ronald Jacka.

Mpisava Lalana Manokana Nandritra ny 50 Taona

Nilaza ny mpitondra fivavahana protestanta iray tany Manokwari, tamin’ny 1964, hoe: “Hataoko tsisy Vavolombelon’i Jehovah intsony Manokwari.” Vitany ve izany?

Lehiben’ny Jiolahy Nefa Lasa Olom-banona

Nanontany ny Lehiben’ny Sampam-pitsikilovana hoe: “Inona no tena ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah eto Indonezia?”

Tapa-kevitra ny Hanohy ny Asa

Nahoana ny olona sasany no nilaza hoe: “Hoatran’ny fantsika ny Vavolombelon’i Jehovah”?

Niara-nivory Foana Izy Ireo

Hoatran’ny hafahafa ny tenin’ny manam-pahefana iray rehefa nesorina ny fandrarana. Hoy izy: “Tsy hoe manome anareo fahalalahana ara-pivavahana ity taratasy ity.”

Miharihary ny Fitiavana Kristianina Rehefa Misy Loza

Nanampy avy hatrany ny Vavolombelon’i Jehovah rehefa nandravarava an’i Gunungsitoli ny horohoron-tany.

Tsy Nanaiky Lembenana Mihitsy Izahay

Mitantara ny fomba nampijalian’ny mpiambina fonja azy i Daniel Lokollo.

Avotra Izahay fa Nankatò

Notandindomin-doza ny Vavolombelon’i Jehovah, nandritra ny ady nifanaovan’ny Silamo sy ny Kristianina.

Nandroso ny Asa

Nisy fandaharana telo nalamina tany raha vao nesorina ny fandrarana, ka nandray soa ireo rahalahy.

Tsy Menatra Mitory ny Anaran’i Jehovah

Tsy sahy nitory ireo Vavolombelona noho ny fahazarana efa raiki-tampisaka sy ny kolontsainy. Inona no nanampy azy ireo?

Biraon’ny Sampana eny ana Habakabaka

Afa-po ireo mpanitatra faritany nitady toerana hitoriana.

Nitahy Anay Mihoatra Noho ny Noeritreretinay i Jehovah!

Nahazo fitahiana tsy nampoizina ny fiangonana tao Tugala Oyo, any Indonezia.

Tafaraka Ihany Rehefa Ela ny Ela!

Samy marenina izy roa vavy ary mbola kely dia efa tafasaraka, satria nomena hotezain’olona ny iray. Tafahaona indray anefa izy ireo noho ny fahamarinana.

Zato Taona Lasa Izay: 1916

Nisy vokany be teo amin’ny Mpianatra ny Baiboly ilay zava-nitranga tamin’ny faramparan’ny 1916.

Tatitra Maneran-tany 2015

Voalaza ato ny ezaka nataon’ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny vola laniny mba hitoriana ny vaovao tsara momba ny Fanjakan’Andriamanitra.

Fahatsiarovana: Zoma 3 Aprily 2015

Nisy ezaka manokana naharitra iray volana mba hanasana olona hanatrika Fahatsiarovana. Tena nahafinaritra ny vokatra.