Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana 2003

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana 2003

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana 2003

Manondro ny daty nivoahan’ny nomerao misy ilay lahatsoratra

BAIBOLY

Olon-tsotra Nandika Baiboly (Tahisianina), 1/7

Zarao Tsara ny Teny Fahamarinana, 1/1

FANONTANIAN’NY MPAMAKY

“Anankiray amintsika” (Ge 3:22), 15/10

Batisa ho an’ny maty (1Ko 15:29), 1/10

Efa natao tany an-danitra ve ny sitrapon’Andriamanitra? (Mt 6:10), 15/12

Fanomezana ho an’ny mpivady vao, 1/9

‘Fiainana ao anatiny’ (Jn 5:26; 6:53), 15/9

“Ilay manana ny herin’ny fahafatesana” ve i Satana? (He 2:14), 1/7

Kristianina voahosotra efa osa, ka tsy afaka manatrika Fahatsiarovana, 15/3

Lasa moana ve Ezekiela? (Ezk 24:27; 33:22), 1/12

Mahafantatra ny eritreritra ve i Satana? 15/6

Mariky ny fanoloran-tena ve ny batisa tamin’ny Pentekosta taona 33? 15/5

Mety ve ny mamono biby? 1/6

Mianiana fa tsy hilaza afa-tsy ny marina eny amin’ny fitsarana, 15/1

Miovaova ve ny fitsipika momba ny vady maro? 1/8

Nahoana no miantsoantso rehefa misy mitady hisavika? 1/2

Nahoana no tsy mitovy ny nomeraon’ireo Salamo sy ny andininy, ao amin’ireo fandikan-teny samihafa? 1/4

“Na oviana na oviana” (1Ko 11:25, 26), 1/1

Nangataka “anjaran-droa” tamin’ny fanahin’i Elia (2Mp 2:9), 1/11

Ny fandrenesana feo ve midika fa avy amin’ny demonia ilay izy? 1/5

“Ny masonao hahita ny mpampianatra anao”, “Ao ivohonao”, (Is 30:20, 21), 15/2

Vatosoa mifandray amin’ny volana nahaterahana, 15/11

FIAINANA SY TOETRA KRISTIANINA

Arovy ny Sainao​—Manaova Zavatra Amim-pahendrena, 15/7

“Aza Manaiky Hiray Zioga Amin’ny Tsy Mpino”, 15/10

‘Efa Nahazo Maimaim-poana Ianareo, koa Manomeza Maimaim-poana’, 1/8

“Fampianaran’ny Hendry” (Oh 13), 15/9

Fanomezana Mahafaly An’Andriamanitra, 1/6

Fantaro ny Anton’ny Fananarana, 1/10

Fitiavana, 1/7

Mahaiza Mianina, 1/6

‘Mahazo Sitraka Amin’Andriamanitra ny Tsara Fanahy’ (Oh 12), 15/1

Manararaotra ny Fiovana Mitranga, 1/3

Mandehana Mendrika An’i Jehovah, ry Tanora, 15/10

‘Matokia! Izaho efa Naharesy Izao Tontolo Izao’, 15/3

Mianara ho Tia Manome, 1/11

Mianara Mandanjalanja, 1/8

Miderà An’i Jehovah “eo Amin’ny Fiangonana”, 1/9

Mila Lalàna Ara-baiboly Foana Ve? 1/12

Miorena Tsara Hatrany, 15/5

Mitady An’i Jehovah Amim-pikirizana, 15/8

‘Molotra Marina’ (Oh 12), 15/3

Ry Tanora! Mandroso Ara-panahy ve Ianareo? 1/4

Sarobidy Ireo Zokiolona, 1/9

Tokony Hianatra any An-tsekoly ve ny Zanako? 15/3

Voamarik’i Jehovah ve Izay Ataonao? 1/5

Volavolao Tsara ny Fon’ny Zanakao! 15/2

JEHOVAH

Fanontaniana Apetraka Amin’Andriamanitra, 1/5

Mendrika ny Hofantarina, 15/2

Miahy ny Olon-tsotra, 15/4

Nahoana Isika no Tokony Hino An’Andriamanitra? 1/12

Tena Miahy ve? 1/10

Voamariny ve Izay Ataonao? 1/5

JESOSY KRISTY

Fianakaviana, 15/12

Tetỳ An-tany? 15/6

LAHATSORATRA FIANARANA

Ahoana no Tokony Hiheverantsika ny Olona, Satria efa Akaiky ny Andron’i Jehovah? 15/7

Aiza no Ahitana ny Tena Fampiononana? 1/5

Ampio Fifehezan-tena ny Fahalalanareo, 15/10

Ampio ny Olona Hanaiky ny Hafatra Momba Ilay Fanjakana, 15/11

Ampionòny ny Olona Ory, 1/5

“Andriamanitra dia Fitiavana”, 1/7

Aoka Isika ‘Hamokatra Be’ Hatrany, 1/2

“Asehoy fa Mahay Misaotra Ianareo”, 1/12

“Aza Matahotra na Mivadi-po”, 1/6

Azo Antoka ny Fanantenan’ny Mpanompon’i Jehovah (Mika), 15/8

Enjehina Noho ny Fahamarinana, 1/10

Handeha Amin’ny Anaran’i Jehovah Mandrakizay Isika! (Mika), 15/8

‘Hazavao Amin’ny Fomba Marina Tsara ny Tenin’Andriamanitra’, 15/11

Henoy Izay Lazain’ny Fanahy! 15/5

“Indro Andriamanitsika”, 1/7

Inona no Antony Ankalazana ny Sakafo Harivan’ny Tompo? 15/2

Inona no Takin’i Jehovah Amintsika? (Mika), 15/8

Izao Isika no vao Mainka Tokony Hiambina Hatrany! 1/1

Jehovah, Ilay Andriamanitry ny Fahamarinana, 1/8

‘Mahareta Amin’ny Teniko’, 1/2

‘Mahereza sy Matanjaha!’ 1/3

Mampahery ny Miresaka Zavatra Ara-panahy, 15/9

Manahafa An’ilay Andriamanitry ny Fahamarinana, 1/8

Manehoa ‘Fahalemem-panahy Amin’ny Olona Rehetra’, 1/4

Manontany ve Ianao hoe: “Aiza Jehovah?” 1/5

Matanjaka Tsara ve ny Finoanao? 15/1

Matokia An’i Jehovah, 1/9

Matokia An’i Jehovah Amin’ny Fonao Rehetra, 1/3

Matokia Tanteraka An’i Jehovah Amin’ny Andro Fahoriana, 1/9

“Miambena” Hatrany! 1/1

Midera An’i Jehovah ny Fiaretana Fisedrana, 1/10

Midika ho Inona ho Anao ny Sakafo Harivan’ny Tompo? 15/2

‘Mifankatiava’, 1/2

Mifantoha Amin’ny Toetra Tsaran’ny Olona Rehetra, 15/6

Mifeheza Tena mba Hahazoana ny Loka! 15/10

Mijanòna Tsara ary Jereo ny Famonjen’i Jehovah! 1/6

Miomàna ho Amin’ny Andron’i Jehovah, 15/12

“Miravoravoa Amin’i Jehovah”, 1/12

Miteny Amin’ny Fiangonana i Kristy, 15/5

Mitoria mba Hanao Mpianatra, 15/11

Nahoana no Tsy Tokony Hitsahatra Hivavaka? 15/9

Ny Kristianina Voalohany sy ny Lalàn’i Mosesy, 15/3

Ry Tanora, Tsy Hanadino ny Asanareo i Jehovah! 15/4

Sarobidy ny Vehivavy Kristianina Tsy Mivadika Amin’Andriamanitra, 1/11

Tahafo i Jehovah, Ilay Andriamanitra Tsy Mizaha Tavan’olona, 15/6

Tahafo ny Fomba Fijerin’i Jehovah ny Olona, 15/3

Tanora Mampifaly ny Fon’i Jehovah, 15/4

Tena Ilain’ny Kristianina ny Fahalemem-panahy, 1/4

Tena Miandry ny Andron’i Jehovah ve Ianao? 15/7

Tena Mino ny Vaovao Tsara ve Ianao? 15/1

Vao Mainka Isika Tokony Hiambina Ankehitriny, 15/12

Vehivavy Nampifaly ny Fon’i Jehovah, 1/11

LAHATSORATRA SAMIHAFA

Afaka Manampy ny Mpivady ny Baiboly, 15/9

Afa-po sy Mateza Amin’ny Asa, 1/2

Alexandre VI (papa), 15/6

Alitara sy ny Fivavahana, 15/2

Asa Soa, 1/6

Aviavy, 15/5

Baraka, 15/11

Diarin’i Noa, 15/5

Emboka Manitra, 1/6

Eusèbe, “Voalohany Nanoratra ny Tantaran’ny Eglizy” Ve? 15/7

Fahaizana Mandanjalanja Amin’ny Asa, 1/2

Fahantrana, 15/3, 1/8

Fahatsiarovana (Sakafo Harivan’ny Tompo, Fanasan’ny Tompo), 1/4

Fahatsorana, 1/2

Fanambadian’i Boaza sy Rota, 15/4

Fanampiana ny Mahantra, 1/9

Fandraisana Fanapahan-kevitra, 15/10

Fanaovan-tsoa, 15/4

Fianarana avy Amin’ny Vorona, 15/6

Fivavahana, 15/4

Inona no Niafaran’izy Ireo? (Nofa sy Nô), 1/7

Inona no Tiana Hotsaroana? 15/8

Iray Ihany ve ny Fivavahana Marina? 1/9

Jakoba, 15/10

Lavaka Famorian-drano, 1/12

“Manàna Fieritreretana Tsara”, 1/5

Martin Luther, 15/9

Misy Olona Azo Itokisana Ihany Ve? 1/11

‘Mitsipaka ny Hazo Fanindronana’ (As 26:14), 1/10

Nahoana no Avelan’Andriamanitra Hisy ny Fijaliana? 1/1

Nandresy ve ny Ratsy? 15/1

Nitady ny Lalana Ety Izy Ireo (Fikambanan’ny Mpirahalahy), 15/12

Ougarit​—Tanàna Fahiny, 15/7

Paradisa eto An-tany, 15/11

‘Solomona aza Tsy Nitafy Tahaka ny Iray Amin’ireny’? 1/6

Tatien​—Mpiaro ny Finoana sa Mpivadi-pinoana? 15/5

Tena Mila ny Hafa ve Isika? 15/7

TANTARAM-PIAINANA

Fifaliana Tsy Nisy toy Izany! (R. Wallwork), 1/6

“Inona no Havaliko An’i Jehovah?” (M. Kerasinis), 1/12

Manamaivana ny Fijaliana ny Fanampiana ny Hafa (J. Arias), 1/7

Mikarakara Antsika Foana i Jehovah (E. Mzanga), 1/9

Mitarika ny Olon-tsotra i Jehovah (A. Koshino), 1/10

Nampianarin’i Jehovah Hatry ny Fahakely (R. Abrahamson), 1/11

Niaritra Fitsapana Nivaivay (P. Yannouris), 1/2

Ny Anjara Birikiko Tamin’ny Fampianarana Baiboly Eran-tany (R. Nisbet), 1/4

Sambatra Izay Manana An’i Jehovah ho Andriamaniny (T. Didur), 1/8

Sambatra sy Miadana Satria Natao Loha Laharana Ilay Fanjakana (J. Sunal), 1/3

Taratasy Kely Nanova ny Fiainako (I. Hochstenbach), 1/1

Tena Tsara Fanahy Izy (M. Henschel), 15/8

VAVOLOMBELON’I JEHOVAH

Brezila (faritanin’ny marenina), 1/2

Fahatsiarovana Ireo Novonoina (Hongria), 15/1

Fampiasana Fiteny Hafakely (Korea), 15/6

Fanampiana ny Kristianina mba Hanaja ny Ra (Philippines), 1/5

Fanenjehana, 1/3

Fiainana any Amin’ny Tobin’ny Mpitsoa-ponenana (Tanzania), 15/2

Fiainana Taloha sy Ankehitriny, 15/1, 15/3, 15/5, 15/7, 15/9, 15/11

Fitoriana Tsy Hay Hadinoina Mihitsy (Meksika), 15/4

Fivoriambe “Mpitory Ilay Fanjakana Mazoto”, 15/1

Fivoriambe “Omeo Voninahitra Andriamanitra”, 1/3

Fizarana Diplaoman’i Gileada, 15/6, 15/12

Frantsa, 1/12

Kalandrie, 15/11

Mpanompo Iraisam-pirenena (Meksika), 1/5

‘Nameno ny Banga’ (boky Manatòna An’i Jehovah), 1/7

Nampiray Azy Mianakavy ny Fivavahana Marina, 15/8

Novalian-tsoa ny Faharetany, 1/1

Polonina, 1/10

Repoblika Tseky, 1/8

São Tomé sy Príncipe, 15/10

“Tena Mahafinaritra ny Fiainana!” 1/1

Tohanan’ny Fitsarana Tampony ny Fivavahana Marina (Armenia), 1/4

Ukraine, 1/10

Video Manohina ny Fon’ny Tanora, 1/7

“Vonona ho Amin’ny Asa Tsara Rehetra”, 1/12