Fanasana Hanatrika Fivoriana

TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Oktobra 2016

Fomba Fitory Modely

Fomba azo anolorana ny Mifohaza! sy ny Fanasana Hanatrika Fivoriana, ary ny fomba anazavana hoe manao ahoana ny olona rehefa maty. Jereo ny modely ka mamoròna fomba fitory mety aminao.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Matokia An’i Jehovah Amin’ny Fonao Manontolo”

Milaza ny Ohabolana 3 fa hamaly soa antsika i Jehovah raha matoky azy isika. Ahoana anefa no ahalalantsika raha matoky azy amin’ny fontsika manontolo isika?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Aza Avela Hivily ny Fonao

Milaza ny Ohabolana 7 fa nanota ny tovolahy iray rehefa namela ny fony hivily na hiala tamin’ny fitsipik’i Jehovah. Nahoana isika no tsy tokony hanahaka azy?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Tsara Noho ny Volamena ny Fahendrena

Milaza ny Ohabolana 16 fa tsara kokoa noho ny manana volamena ny manana fahendrena. Nahoana no tena sarobidy ny fahendrena avy amin’Andriamanitra?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Tianao ho Tsara ve ny Valin-teninao?

Samy mandray soa na ny fiangonana na ny olona mamaly, rehefa tsara ny valin-teny any am-pivoriana. Hoatran’ny ahoana àry no atao hoe valin-teny tsara?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Miezaha Hihavana Amin’ny Hafa

Mihavana tsara ny vahoakan’i Jehovah, nefa tsy hoe mandeha ho azy izany. Afaka manampy antsika ho tony sy hitandro fihavanana ny Tenin’Andriamanitra.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Zaro Amin’izay Lalana Tokony Halehany ny Zaza”

Nahoana no mila ahitsy sy faizina ny ankizy? Misy torohevitra tsara ho an’ny ray aman-dreny ao amin’ny Ohabolana 22.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Mampiasa Tsara An’ilay Karatra JW.ORG ve Ianao?

Ampiasao foana ny karatra jw.org mba hisarihana ny sain’ny olona ho amin’ny Tenin’Andriamanitra sy ny tranonkalantsika.