Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA OKTOBRA 2016

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | OHABOLANA 17-21

Miezaha Hihavana Amin’ny Hafa

Miezaha Hihavana Amin’ny Hafa

Mihavana tsara ny vahoakan’i Jehovah, nefa tsy hoe mandeha ho azy izany. Mety hisy hampisafoaka ihany mantsy indraindray. Ekentsika anefa fa tena mahery ny Tenin’Andriamanitra, ka miezaka mampihatra ny torohevitra ao isika.

Mety hisy olana eo amin’ny Kristianina tsy mivadika. Hihavana foana anefa izy ireo raha...

19:11

  • miezaka ny ho tony

18:13, 17

  • mamantatra ny tena zava-nitranga vao manao zavatra

17:9

  • miezaka ny ho be fitiavana ka mamela ilay fahadisoana