Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA OKTOBRA 2016

24-30 Oktobra

OHABOLANA 17-21

24-30 Oktobra
  • Hira 76 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Miezaha Hihavana Amin’ny Hafa”: (10 min.)

    • Oh 19:11: Miezaha ho tony rehefa misy mahatezitra anao (w14 1/12 12-13)

    • Oh 18:13, 17; 21:13: Ataovy azo antoka hoe fantatrao daholo ny tena zava-nitranga (w11 15/8 30 § 11-14)

    • Oh 17:9: Miezaha ho be fitiavana ka avelao ilay fahadisoana (w11 15/8 31 § 17)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Oh 17:5: Nahoana isika no tsy maintsy mifidy tsara ny fialam-boly ataontsika? (w10 15/11 6 § 17; w10 15/11 31 § 15)

    • Oh 20:25: Nahoana io toro lalana io no azo ampiharina amin’ny fiarahana alohan’ny fanambadiana sy ny fanambadiana? (w09 15/5 15-16 § 12-13)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Oh 18:14–19:10

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Manolora Fanasana Hanatrika Fivoriana. (inv)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Resaho ilay fanasana (inv). Amin’ny farany, dia asehoy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana?

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 57 § 14-15: Ampio ilay mpianatra hahita hoe tokony hiezaka hanao fitafiana sy taovolo maotina izy rehefa mivory.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA