Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA OKTOBRA 2016

31 Oktobra–6 Novambra

OHABOLANA 22-26

31 Oktobra–6 Novambra
  • Hira 88 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Zaro Amin’izay Lalana Tokony Halehany ny Zaza”: (10 min.)

    • Oh 22:6; 23:24, 25: Azo inoana kokoa hoe ho sambatra sy ho afa-po ary hahay handray andraikitra ny zanakao rehefa lehibe, raha manaraka ny torohevitry ny Baiboly ianao rehefa mitaiza azy (w08 1/4 16; w07 1/6 31)

    • Oh 22:15; 23:13, 14: Entina ilazana ny famaizana, fananarana, fifehezana, ary kapoka ny hoe “tsorakazo” (w97 15/10 32; it “Tehina, Tsorakazo”: “Fahefan’ny ray aman-dreny”)

    • Oh 23:22: Mahasoa ny ankizy efa lehibe ny torohevitra feno fahendrena avy amin’ny ray aman-dreniny (w04 15/6 14 § 1-3; w00 15/6 21 § 13)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Oh 24:16: Nahoana io andininy io no manampy antsika haharitra amin’ilay hazakazaka hahazoana fiainana? (w13 15/3 4-5 § 5-8)

    • Oh 24:27: Inona no dikan’io ohabolana io? (w09 15/10 12 § 1)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Oh 22:1-21

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ny karatra jw.org: Fitoriana tsy ara-potoana.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Resaho ilay karatra jw.org: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka. Amin’ny farany, dia asehoy ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly?

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 179-181 § 18-19

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA