Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA OKTOBRA 2016

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | OHABOLANA 7-11

Aza Avela Hivily ny Fonao

Aza Avela Hivily ny Fonao

Miaro antsika ny fitsipik’i Jehovah. Tsy maintsy mandatsaka am-po azy ireny anefa isika, raha te handray soa. (Oh 7:3) Ho mora voafitak’i Satana ny mpanompon’i Jehovah raha avelany hivily ny fony. Miresaka tovolahy iray voafitaky ny fony ny Ohabolana toko 7. Inona no lesona raisintsika avy amin’izay nataony?

  • Tian’i Satana hivadika amin’i Jehovah isika, ka ataony izay hampiasantsika amin’ny fomba ratsy an’ireo vavahadin-tsaina dimy

  • Ho hitantsika mialoha ny voka-dratsin’ny zavatra ataontsika raha hendry sy mahira-tsaina isika. Tsy hiala amin’i Jehovah isika amin’izay