Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
  1. 1. Inona avy ireo zavatra telo ataon’i Jehovah ka mahatonga antsika ho faly? (Sal. 32:1-10)

  2. 2. Inona no hanampy antsika ho faly dieny izao? (Sal. 5:11, 12; 91:14)

  3. 3. Inona no hanampy antsika ho faly foana rehefa manompo, na dia misy olana aza? (Asa. 13:50-52; Rom. 5:3-5)

  4. 4. Inona no tokony hataontsika mba tsy hisy zavatra hanavesatra antsika, amin’izay isika ho faly foana? (Lioka 21:34)

  5. 5. Ahoana no hampifalin’i Jehovah antsika? (Sal. 92:4, 5)

  6. 6. Ahoana no hatao mba ho eo anatrehantsika foana i Jehovah? (Rom. 1:20; Deot. 6:6-9; Fil. 4:6; Sal. 16:3)