Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
  1. Ahoana no hampisehoantsika hoe tiantsika i Jehovah? (Deot. 13:3, 4; 1 Jaona 5:3)

  2. Nahoana isika no tokony ho tia ny rahalahintsika? (1 Jaona 4:11, 20, 21)

  3. Ahoana no azontsika ampisehoana hoe tiantsika ny olon-kafa? (Lev. 19:18; Efes. 5:29)

  4. Inona no azontsika atao raha te ho be fitiavana hoatran’i Jehovah isika? (1 Pet. 4:8; Kol. 3:13)

  5. Ahoana no hahavitantsika midera an’i Jehovah? (Sal. 104:33; 146:2, 5)

  6. Ahoana izany hoe tia an’i Jehovah amin’ny fo manontolo? (Eks. 34:14; Amosa 5:15; Rom. 12:11)